|
|
|
|

Entry 1  singotry ny aina
Elementary words  2 singotra, 3 aina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Analogs  6  menaky, 7  silaky, 8  vahatry

Updated on 2026/04/22